| Teny iditra (1/2) | 1 mamintana |
| Fototeny | 2 fintana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Maka, manjono amin' ny fintana: Mamintana trondro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to catch with a hook
[1.2] |
| Ohatra |
10 Rehefa mahazo avy mamintana izy dia lalao ny asany.
[1.406#]
|
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamintana |
| Teny iditra (2/2) | 12 mamintana |
| Fototeny | 13 fintana |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamintana [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 15 mamantiña, mamintana, mamintàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/22 |
|