|
|
|
|

Teny iditra 1  fintinina
Fototeny  2 fintina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Gehezina na terena mba tsy hiborabora, hakelezina ny habe: Fintino tsara ity entana ity mba ho mora ny fitondrana azy
9 Lazaina amin' ny teny fohy: Fintino ny tianao holazaina fa mitarozaka loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be shrunk, to be contracted, to be shortened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on rétrécit, qu'on raccourcit [1.8]
Tovy hevitra  12 afintina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22