|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fintina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Fanakelezana; fanafohezana tsy hitarozaka, fanagejana ho kely mba tsy haka toerana be: Tsara fintina mihitsy ato anaty fiarambahoaka ato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 shrinking, corrugation [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  20 resserrement, rétrécissement, diminution de volume [1.3]

Teny iditra (2/2) 21  fintina
Fototeny  22 finty
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
27  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  28 [Provincial] to be tied up [1.2]

Fivaditsoratra  29 faninty, fintina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19