Teny iditra fiolahana (olaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Inflexion [1.13]
Ohatra 
1sy be zoron-trano fiolahana ary tsy azo ho namana tahaka ny vinanto antitra. [2.346]
2Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana. [2.587]
3Mampalahelo ihany anefa fa misy Malagasy tsy hendry, izay mamadika io fanao tsara io ho fiolahana. [2.436]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20