| Teny iditra (1/2) | 1 olaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fiviliana, fisafelehana, fandehanana tsy manaraka ny mahitsy.
[1.1] 4tsy fanarahana lalana mahitsy. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5winding, meandering; a circuitous manner of speaking; circumlocution, prevarication, ambiguity, studied ambiguity. Comp. olana [jav. And mal. Ulak, to whirl, to eddy.].
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6détour.
[1.3, 1.13] 7sinuosité, zigzag, équivoque, circonlocution. [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 19olakolaka |
| Teny iditra (2/2) | 20 olaka |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
22a provincial word for a door-post. See tolana.
[Provincial]
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 23 akalo, 24 aloka, alòka, 25 lakao, 26 laoka, 27 loaka, 28 olaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06 |
|