|
|
|
|

Teny iditra 1  fiolakolahana
Fototeny  2 olakolaka
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Nony nolazaina ny Mpanjaka izany, dia nasainy nalefa Ratsifahera fa hoe tsotra tsy misy fiolakolahana. [2.298#79]
7  nanao fiolakolahana, fa mafy ny hampita; [2.59#247]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19