Teny iditra | 1 fiomanana |
Fototeny | 2 omana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zavamitranga [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 preparation [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 préparation [1.8] |
Fivaditsoratra | 7 famoinana, famoniana, fimaonana, fiomanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |