Teny iditra | 1 fiombonana |
Fototeny | 2 ombona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fiarahana manao, fiarahana mamana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] an association, a community |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] association, communauté |
Ohatra |
7 Foana koa ny fiombonana tamin' ny fahoriana. [1.317#] 8 lo vohitra io, ataoko fiombonana no anarany. [2.298#] 9 Avy amin'izany fiombonana izany no isintonana ny finoana fa tsy mahavita tena ny olombelona tsirairay. [2.606#] |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny fiombonana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |