Teny iditra | fiorihana (orika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiakarana any amin' ny toerana iavian' ny rano amin' ny renirano na ny ony (mifanohitra amin' ny fivalanana) [1.1] | |
Tohi-kevitra | fivalanana | |
Mpanahaka | anadrea ~ anira | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |