|
|
|
|

Teny iditra1  fiovaovana
Fototeny  2  ovaova
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.4] changement
5  [1.66] changement: Tsy maintsy dinihina akaiky izay fiovaovan' ny endriky ny fotondram-panjakan' ny firenena iray (Les changements dans la forme du gouvermement d'un peuple doivent être examinés de près [Fénelon])
Ohatra  6  Rahefa ela ny ela dia azon' ny olona voasana ny fiovaovana toy izany. [2.270#]
7  Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro. [2.472#]
Mpanahaka  8  fanovana, fiovaova
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12