Teny iditra | fipasohana (pasoka) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fandamana, fandambolamboana, fanindriana ny fitafiana amin' ny vy nohafanaina mba hanala ny ketronketrona aminy; fandrindrana [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The act of ironing clothes; an iron [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Repassage du linge; fer à repasser [1.8] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | fipasohana, fiposahana, sofinapaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |