Teny iditra | pasoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fitafiana amin' ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa ary tsindriana eo amboniny [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Smoothness, sleekness. See kasoka, kasika, safo [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Acton de polir, de lisser, de repasser du linge Action de bien limer un discours [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | pasoka, posaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |