Teny iditra fipatrapatraka (patrapatraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra (indrindra ny rano) mipatrapatraka, izany hoe mianjera mitete mahalankalana: Ny fipatrapatraky ny oram-baventy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05