|
|
|
|

Teny iditra1  patrapatraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feon-javatra vaventiventy miara-mikorotsaka; fikatraka zavatra mitete mahalankalana.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] showers or rain
Voambolana  5  Haitoetrandro
Fototeny  6  patraka
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
Tovy hevitra  11  patraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30