|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  firaina
Fototeny  2 fira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kapaina, jinjaina: Nofirain-dry zalahy andro alina tao ny varinay
9 Lazaina: Firain' ny vava izany ka mora [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be cut, to be reaped. [1.2]

Teny iditra (2/2) 11  firaina
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 [Antemoro] fangoraham-po [1.78]

Fivaditsoratra  14 fairina, 15 fariañy, 16 fiarina, firaina, 17 ifirana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19