Teny iditra | firaisam-pokontany (iray, foko, tany) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Littéralement "union des collectivités [...] [tohiny 1.5] | |
Ohatra | Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, Firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”.
[4.27] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Tovy hevitra | firaisana | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/02/28 |
![]() |