|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  firana
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsara bika, mitsoroaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Teny iditra (2/3) 5  firana
Fototeny  6 fitra
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fafana, esorina amin' ny vorodamba, taratasy... ny diky: Firo io zaza io ~ Tokony hofirana itỳ loto itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to be wiped [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on essuie [1.3#175]

Teny iditra (3/3) 15  firaña
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 fary tapatapahina misompirana, tokony ho 10, 5 cm ny halavany [2.165]
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 fanary, 20 fanira, 21 farany, Farany, 22 farina, 23 finara, firaña, firana, 24 rafina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19