|
|
|
|

Teny iditra1  firantiranty
Fototeny  2  rantiranty
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toetran' ny zavatra mirantiranty, mitandahatra amin' ny toerana avo ka miharihary tsara [1.1]

Fivaditsoratra  5  firantiranty, fitranitrany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05