|
|
|
|

Teny iditra 1  rantiranty
Fototeny  2 ranty
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fanatrangana zavatra aseho tsy misy miafina ho hita tsara; entina milaza koa ny olona maro be na fiadiana izay miseho ankianja [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 état de ce qui est élevé et en évidence, comme des objets suspendus ou placés sur des étagères, comme des gens regardant du haut des maisons ou d’endroits élevés, comme des oiseaux perchés sur des arbres, comme des lances ou dos baïonnettes dressées [1.3#510]
Tovy hevitra  22 ranty

Fivaditsoratra  rantiranty, 23 tranitrany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22