Teny iditra | firariana (rary) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny fandrandranana fampihavanana, famitranana (fihavanana) [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny firariana io | |
Teny iditra | firariana (rary) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Faniriana ombam-pangatahana amin' ny alalan' ny vavaka [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |