| Teny iditra (1/4) | 1 rary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Aretina, rofy, fanaintainana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 mal, douleur, souffrance
[1.3] |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe rary |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 17 rary |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Hira vavaka fanaon' ny vehivavy ho fangatahampitahiana ho an' ny mpiantafika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 prière que les femmes chantaient en choeur et en se dandinant légèrement pour les soldats qui étaient à la guerre
[1.3] |
| Ohatra |
22 Roso ny rary sy ny dihy.
[2.445#]
|
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe rary |
| Teny iditra (3/4) | 24 rary |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 [Antesaka] fandrarana
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 27 rary |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
35 Fanaovana ny ahitra na ny rindra mifampidipiditra mba ho tonga tsihy na satroka, fandrandranana ahitra na rindra.
[1.1] 36 fandaminan-javatra hirindra sy hiray hina na fomba firafitra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 tresse, action de tresser, d'entrelacer des joncs, de la paille, des bambous
38 figuré: action d'arranger, de réconcilier [1.3] 39 armure, armature [1.13] |
| Ohatra |
40 Voly madinika, rary tsihy sy harona, fanaova-mofogasy sy rary karazany maro no anton-draharahan' I Katy, isan' andro tsy tapaka.
[2.470#138]
|
| Fikambanana | 41 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 18 misy ny teny hoe rary |
| Fivaditsoratra | rary, 42 rira |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|