Teny iditra firarian-tsoa
Singan-teny firariana ; soa
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: tsodrano
Ohatra Isaorana ianareo, naneho teny mamy sy firariantsoa ho anay noho izao taombaovao izao, ianareo izay nitrotro ambavaka anay hatrany hatrany. [1.537]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02