|
|
|
|

Teny iditra1  firesaka
Fototeny  2  resaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina miresaka: Mahatsikaiky ny firesak' io vehivavy io
5  Anton-dresaka: Ataon' ny olona firesaka io Rangahy io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  ce dont on cause souvent, manière de causer [1.3]
Ohatra  7  Olona niakatra ningodongodona sy nitabataba firesaka tao an-tohatra no nanaitra ahy. [2.4]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny firesaka io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20