| Teny iditra | 1 resaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola
18 Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao 19 Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 conversation, talk
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 conversation; entretien
[1.3, 1.8] 22 causerie [1.3] 23 [Sakalava-Mayotte] cri, hurlement [1.405] |
| Ohatra |
24 Tsy ho lava resaka aho.
[2.528#93]
25 Velona eo indray ny resaka. [2.470#45] 26 Aza tapahin’ ialahy ny resakay (Ne coupe pas notre conversation) [1.3#526] 27 Dia lasa ilay olon-kendry, ka nody nampandry sofina nihaino ny resaka nataon' ilay vorondolo roa [2.293] |
| Mpanahaka | 28 dinidinika, 29 dinika, 30 karajia, 31 koràna, 32 resaka mahabe loa-bary, 33 Tafa, 34 tafasiry, 35 tapatapakahitra, 36 taria |
| Fikambanana | 37 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 23 misy ny teny hoe resaka |
| Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 39 kasera, resaka, 40 sakare, 41 sarake |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|