|
|
|
|

Teny iditra1  firitso-basy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  (firitsobasy) fihitso-basy [1.2]
Tovy hevitra  5  fihitso-basy
Singan-teny  6  firitsoka, basy

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02