Teny iditra | firombaka (rombaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Farango marani-doha ampiasain' ny olona fakana amalona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Sorte de harpon. [1.19] | |
Fivaditsoratra | fakom-bary, firombaka, kafom-bary, kofam-bary |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |