Teny iditra firomborombo (romborombo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny zavatra miromborombo, izany hoe misomaradimbana na dembademba be ihany ny sisiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05