Teny iditra | fisafotofoto (safotofoto (fotofoto)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra misafotofoto, mikorontana sy mifangaroharo: Noho ny fisafotofoton' ny toe-javatra, dia tsy fantatra intsony izay niavian' ny ady [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'état de ce qui est en désordre, manière de se démener de colère [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |