|
|
|
|

Teny iditra 1  safotofoto
Fototeny  2 fotofoto
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Toetran' ny zavatra toy ny kofehy, mikorontana sy mifangaroharo izaitsizy ka tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny
23 Toetran' ny rivotra mitambolimbolina manao tampody fohy eo no ho eo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20