|
|
|
|

Teny iditra1  fisahiranana
Fototeny  2  sahirana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria vidin' ny sakafo narosonareo akory iny vola kely iny fa setrin' ny fisahirananareo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05