Teny iditra | 1 fisakafoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihinanana sakafo: Amin' ny 12 ora no fisakafoan' ny kilasimandry |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the act of eating; a meal (sometimes pronounced fisakafoànana) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de manger; repas (parfois prononcé fisakafoànana) |
Fototeny | 6 sakafo |
Tsipelina hafa | 7 fisakafoanana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |