Teny iditra | fisambotra (sambotra) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika" Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra [1.1] | |
Ohatra | Ka hataontsika ahoana no fisambotra io?
[2.293] | |
Fivaditsoratra | fisambotra, rambafotsy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |