|
|
|
|

Teny iditra 1  sambotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  26 Fanenjehana sy fakana olona na biby mandeha mafy
27 Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita heloka
28 Babo azo amin' ny ady: Nisy hatramin' ny dimampolo ny sambotra azo
29 Findramana vola na zavatra mbola haverina na honerana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 captive; a captive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  31 prisonnier, captif [1.8]
Ohatra  32  Kanjo resy tany izy ary azo sambotra ka novonoin'ny mpandresy sady norasarasainy ny fatiny. [2.508#]
33  Hoby moa izany no an' i Manjakadoria rehefa tonga Ratsialainkery ka nitondra ireto sambotra. [2.587#]
Fikambanana  34  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe sambotra
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17