Teny iditra | fisandohana (sandoka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Filazana tena ho izao na izao: Betsaka ny olon-dratsy no tratra noho ny fisandohany ho polisy Fihamboana ho tompon-javatra nefa tsy izy: Voaheloka izy noho ny fisandohany ny tranon' ny rahalahiny [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |