| Teny iditra (1/2) | 1 sandoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka
20 Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 a fraud
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 fraude
[1.8] |
| Voambolana | 23 Lalàna |
| Teny iditra (2/2) | 24 sandoka |
| Sokajin-teny | 25 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 fraudulent, false
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 frauduleux, faux
[1.8] |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sandoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|