Teny iditra | 1 fisandratana |
Fototeny | 2 sandratra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka 5 Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona [1.1] |
Tovy hevitra | 6 fisandratra |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny fisandratana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |