Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
san
dratra
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Akatra; fiakarana ho eo amin' ny toerana ambony na avo; fisondrotra amin' ny voninahitra
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manandratra
,
manasandratra
,
misandratra
matoantenin' ny iharana :
asandratra
,
tafasandratra
,
voasandratra
matoantenin' ny fameno :
anandratana
,
isandratana
anarana :
fanandratana
,
fanandratra
,
fanasandratra
,
fisandratana
,
fisandratra
,
mpanandratra
,
mpanasandratra
,
sandratsandratra
mpamaritra :
mahasandratra
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31