Teny iditra | fisaorana (saotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa ny tena na ny zavatra nomen' olona ny tena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Thanksgiving, thankfulness; the act of divorcing [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Remerciement ; gratitude ; action de divorcer [1.8] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fisaorana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |