|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  saotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena
15 Fisarahana amin' ny vady ara-dalàna [1.1]
16 [Betsileo] Fivavahana amin' ny Razana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 thanks, thanksgiving; gratitude [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 remerciement, reconnaissance [1.8]
Ohatra  19  Ary hoy Aly manohy ny teniny voatapaky ny saotra natao azy: [2.470#162]
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe saotra

Teny iditra (2/2) 21  saotra
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 [Sihanaka] talenta ratsy [1.78]

Fivaditsoratra  saotra, 24 soratà, sorata, 25 tarosa, 26 tsarao

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/21