Teny iditra fisaritahana (saritaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikorontanana: Fisaritahana re izany teo an-tsena tamin' ilay rotaka farany iny!
Fisafotofotoana: Ahoana no hahitana izay taratasinao izay amin' izao fisaritahan' ny bokinao izao!
Fifaningotsingoran-tady na kofehy tsy hita lany: Jereo itỳ fisaritahan' ny kofehy: ho very andro foana eo ianao hitady ny laniny roa! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20