| Teny iditra (1/2) | 1 saritaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Fikorontanana sy fisafotofotoana, fikororoana
22 Fifaningotsingoran-tady tsy hita laniny 23 Firomborombon-kofehy na volo tsy mihogo sady tsy mirandrana 24 Ny tsaikan-dandy aorian' ny fanantsodiavana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 disorder, confusion
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 désordre, confusion
[1.3#582, 1.8] 27 pêle-mêle, embrouillement, entortillement, enchevêtrement [1.3] |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe saritaka |
| Teny iditra (2/2) | 29 saritaka |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 [Betsileo] Liane indétérminés d'après Dandouau.
[1.196] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 33 asitraka, 34 saikatra, 35 sarakaty, saritaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|