Teny iditra | fisingorana (singotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahavoazana amin'ny tadivavarana:
Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby.
Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona. [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |