|
|
|
|

Teny iditra 1  singotra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Fanaovana tady vavarana ho fandrika sy hamatorana
23 Fatotra manao amparapaingo
24 Enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hamerezana ny sasany
25 Teny misy fitaka atao mba hampahita loza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  26 action de lancer une corde (ayant un noeud coulant au bout) aux cornes et aux pieds des boeufs pour les saisir et les attacher; action de lier, d'attacher, d'entraver
27 figuré: action de profiter de certaines paroles échappées pour nuire; paroles perfides, trompeuses pour nuire, pour perdre [1.3]
Ohatra  28  ny rofia iray lanjana, nakana rofia iray singotra. [2.436#]
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe singotra
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  31 sangôtry, singotra, 32 tsingora

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21