Teny iditra fisiviana (sivy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fizarana ho tokony sivy: Tsy neken'izy valo mianadahy ny fisiviana ny lova satria, hono, efa maty ny fahasivy aminy izay tsy niteraka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le partage en neuf parties [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20