| Teny iditra | 1 sivy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Valo ampiana iray.
[1.1] [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 nine
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 neuf
[1.3, 1.5, 1.8] |
| Isam-pirenena |
16 9
17 IX [3.1] |
| Ohatra |
18 Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra.
[2.470#155]
|
| Voambolana | 19 Matematika: rafitrisa |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe sivy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
21 Ny isa 22 Fifanampiana 23 Fampitomboana |
| Lahatsoratra | 24 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Fivaditsoratra | sivy, 25 Visy, visy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|