Teny iditra | fisodihana (sodika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny hitotoana azy; fikendrikendren'ny papango na ny hitsikitsika zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany; fisoneniky ny olona mandihy eo am-pandihizana. [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de séparer les fibres, défibrage [1.196] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |