|
|
|
|

Teny iditra 1  sodika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona
17 Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia
18 Fanesorana ny vato kely madinika amin' ny vary alohan' ny hitotoana azy
19 Fikendren' ny hitsikitsika' na ny papango zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany
20 Fijerijerena taratra ataon' ny mpangalatra alohan' ny hamelezany
21 Fisoneniky ny olona mandihy eny am-pandihizana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 Action de détacher les fibres, comme celles des feuilles du rafia, de l'écorce de divers arbres et arbustes, etc. [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how sodika

Fivaditsoratra  25 dosika, 26 Iskoda, 27 oksida, 28 sakody, sodika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20