Teny iditra | 1 fisodika |
Fototeny | 2 sodika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina misodika, manala ny hoza-dravin'ny rofia, na manesotra ny vato kely madinika amin'ny vary alohan'ny hitotoana azy, na mikendrikendry ny zavatra tadiavina (papango) hofaohina; na fisonenika eo am-pandihizana. [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |