|
|
|
|

Teny iditra1  fisokirana
Fototeny  2  sokitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanaovana sarin-javatra amin'ny fandoahana ao anaty hazo: Tsy vita haingana ny fisokirana ity sary misy olona maro miasa ity.
5  Fanalana tsy ho eo amin'ny toerana iray: Fisokirana angely ao anaty lavony.
6  Fanerena olona mba hiteny: Nikezaka aoka izany izy tamin'ny fisokirana ahy hilaza ilay tsiambaratelo fa tsy nisoka-bava aho. [1.1]

Fivaditsoratra  7  fikorisana, fisokirana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20