|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  sokitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny frantsay  8  ciselé, gravé, qui porte les empreintes de la petite vérole [1.3#619]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)10  sokitra
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Zavakanto
Fanazavàna teny malagasy  13  Asa rafitra atao amin' ny fandraka
14  Fanaovana sary amin' ny hazo na vato
15  Ny lavaka eny amin' ny endrika avy amin' ny aretina nendra sitrana
16  Fakana zavatra mihantona amin' ny hazo marani-doha lavalava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17  engraving, carving [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18  Travail fait au ciseau, au burin
19  petits trous, comme ceux que font des instruments pointus, comme les trous laissés par la petite vérole.
20  action de ciseler, de sculpter, de graver, d’arracher avec un instrument ointu [1.3#619]
21  gravure, inscription [1.8]
Ohatra  22  Zava-madinika no hatao, ka samy mamorona izay manavanana azy : sary amin' ny taratasy, sary mivaingana, sokitra, zaitra, ets. [2.332#69]

Teny iditra (3/4)23  sokitra
Sokajin-teny  24  anarana
Voambolana  25  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  26  Fanesorana ny kaka amin' ny nify na ny loto ao anaty sofina [1.1]

Teny iditra (4/4)27  sokitra
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29  Figuré: action de pressurer, de faire des demandes importunes pour obtenir quelque chose [1.3#619]

Fivaditsoratra  30  kositra, ritsoka, sikotra, sokitra, tsikora, tsorika

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/02